Fillette, Nicole a eu la chance de vivre à Madagascar avec sa famille. Cette histoire et ces images t'invitent à les accompagner dans le récit de leur découverte… Alors bon voyage ! Nanam-bintana tokoa i Nicole niaina tany Madagasikara niaraka tamin'ny fianakavianyfony izy zazavavikely. Ny tantara sy ireo sary ato dia anasany anao hizara aminy ireo zavatra hitany… Koa soava dia !
Commenter ce livre